<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 17:26 | And they shall come from the cities of |
Ary ho avy ny olona avy amin' ny tanànan' ny Joda sy ny manodidina an' i Jerosalema sy ny tanin' ny Benjamina sy ny tany lemaka amoron-tsiraka sy ny tany havoana ary ny tany atsimo ka hitondra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ary fanatitra hohanina sy ditin-kazo mani-pofona ary hitondra fanati-pisaorana ho ao an-tranon' i Jehovah. | Ho avy ny olona avy amin' ny tanànan' i Jodà, sy amin' ny manodidina any Jerosalema, sy avy amin' ny tanànan' i Benjamina, amin' ny Sefelà sy amin' ny tendrombohitra ary amin' ny negeba, hitondra sorona dorana aman-tsorona, fanatitra aman' emboka manitra, hitondra fanati-pisaorana ho ao an-tranon' ny Tompo. | On viendra des villes de |