<-
->

Jer / Jr 2:18 And now what hast thou to do in the way of Egypt, to drink the waters of Sihor? or what hast thou to do in the way of Assyria, to drink the waters of the river? Koa inona no anton' ny ankanesanao amin' ny lalana mankany Egypta Hisotro ny ranon' i Sihora? Ary inona no anton' ny ankanesanao amin' ny lalana mankany Asyria hisotro ny rano amin' ny Ony? Ary ankehitriny, inona no ataonao any amin' ny làlana mankany Ejipta, handeha hisotro ny ranon' i Nila? Ary inona no ataonao eny amin' ny làlana mankany Asiria, handeha hisotro ny rano amin' ny Ony? Et maintenant, à quoi bon partir en Egypte pour boire l' eau du Nil? A quoi bon partir en Assyrie pour boire l' eau du Fleuve?