<-
->

Jer / Jr 2:6 Neither said they, Where is the Lord that brought us up out of the land of Egypt, that led us through the wilderness, through a land of deserts and of pits, through a land of drought, and of the shadow of death, through a land that no man passed through, and where no man dwelt? Ary izy tsy nanao hoe: Aiza Jehovah Izay nitondra antsika niakatra avy tany amin' ny tany Egypta sady nitarika antsika tany an-efitra, dia ilay tany foana sady be lavaka, tany karankaina sady aloky ny fahafatesana, tany izay tsy mba nalehan' olona akory na nonenan' olona? Izy ireny tsy mba nanao hoe: Aiza Iaveh, izay nitondra antsika niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, nitari-dàlana antsika tany an' efitra, tany amin' ny tany ngazana sady vaky hentana, tany amin' ny tany karankaina sy aloky ny fahafatesana, tany amin' ny tany tsy falehan' ny olona, tsy onenan' olona? Ils n' ont pas dit : "Où est Yahvé qui nous fit monter du pays d' Egypte et nous fit marcher dans le désert, dans une terre aride et ravinée, dans une terre desséchée et obscure, terre que personne ne parcourt, où nul homme ne se fixe?"