<-
->

Jer / Jr 20:5 Moreover I will deliver all the strength of this city, and all the labours thereof, and all the precious things thereof, and all the treasures of the kings of Judah will I give into the hand of their enemies, which shall spoil them, and take them, and carry them to Babylon. Ary ny harena rehetra amin' ity tanàna ity sy ny vokatry ny fisasarany rehetra sy ny zava-tsoany rehetra ary ny rakitry ny mpanjakan' ny Joda rehetra dia samy hatolotro eo an-tànan' ny fahavalony, ka dia hamabo sy haka azy ireny ary hitondra azy ho any Babylona. Hatolotro avokoa ny harena amin' ity tanàna ity, ny vokany rehetra aman-java-tsoany rehetra, ary ny rakitra rehetra an' ny mpanjakan' i Jodà, hatolotro ho eo an-tànan' ny fahavalony; ka hobaboiny, halainy, hoentiny mankany Babilona. Je livrerai encore toutes les richesses de cette ville, toutes ses réserves, tout ce qu' elle a de précieux, tous les trésors des rois de Juda, je les livrerai aux mains de leurs ennemis qui les pilleront, les enlèveront et les emporteront à Babylone.