<-
->

Jer / Jr 22:11 For thus saith the Lord touching Shallum the son of Josiah king of Judah, which reigned instead of Josiah his father, which went forth out of this place; He shall not return thither any more: Fa izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Saloma, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an' i Josia rainy, saingy efa niala tamin' ity tany ity: Tsy hiverina atý intsony izy, Fa izao no lazain' ny Tompo: Ny amin' i Seloma, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, izay nanjaka nisolo toerana an' i Josiasa rainy, sy efa niala tamin' ity fitoerana ity: Tsy hiverina aty intsony izy, Car ainsi a parlé Yahvé au sujet de Shallum, fils de Josias, roi de Juda, qui régna à la place de son père Josias et dut quitter ce lieu : il n' y reviendra plus,