<-
->

Jer / Jr 22:18 Therefore thus saith the Lord concerning Jehoiakim the son of Josiah king of Judah; They shall not lament for him, saying, Ah my brother! or, Ah sister! they shall not lament for him, saying, Ah lord! or, Ah his glory! Ary noho izany dia izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda: Ny olona tsy hisaona azy hoe: Indrisy, tompokolahy! na: Indrisy, tompokovavy! Ny olona tsy hitomany azy hoe: Indrisy, tompoko! na: Indrisy ny voninahiny! Noho izany, izao no lazain' ny Tompo, ny amin' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà: Tsy hitomaniana izy hatao hoe: Indrisy, ry rahalahy, indrisy, ry anabavy. Tsy hitomaniana izy hatao hoe: Indrisy, Tompoko! Indrisy, ry mpanjaka! C' est pourquoi, ainsi parle Yahvé au sujet de Joiaqim, fils de Josias, roi de Juda. Pour lui, point de lamentation "Hélas! mon frère! Hélas! ô soeur!" Pour lui, point de lamentation "Hélas! Seigneur! Hélas! sa Majesté!"