<-
->

Jer / Jr 22:30 Thus saith the Lord, Write ye this man childless, a man that shall not prosper in his days: for no man of his seed shall prosper, sitting upon the throne of David, and ruling any more in Judah. Izao no lazain' i Jehovah Soratanareo ho tsy manam-para ity lehilahy ity, dia lehilahy tsy hambinina amin' ny androny; Fa tsy hisy amin' ny taranany izay hambinina Hipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida, na hanapaka ao amin' ny Joda intsony Izao no lazain' ny Tompo: Ity lehilahy ity dia soraty ho tsy miteraka, ho lehilahy tsy mahomby amin' ny androny! Fa amin' ny taranany tsy hisy hahavanona ny mipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida, hanjaka indray amin' i Jodà. Ainsi parle Yahvé Inscrivez cet homme : "Sans enfants, quelqu' un qui n' a pas réussi en son temps." Car nul de sa race ne réussira à siéger sur le trône de David et à dominer en Juda.