<-
->

Jer / Jr 23:14 I have seen also in the prophets of Jerusalem an horrible thing: they commit adultery, and walk in lies: they strengthen also the hands of evildoers, that none doth return from his wickedness; they are all of them unto me as Sodom, and the inhabitants thereof as Gomorrah. Ary tamin' ny mpaminanin' i Jerosalema koa no nahitako zavatra mahatsiravina; Mijangajanga sy mandeha araka ny lainga izy sady mampahery ny tanan' ny mpanao ratsy, ka samy tsy miala amin' ny faharatsiany; Eny, izy rehetra dia tonga tahaka an' i Sodoma raha amiko, ary ny mponina ao dia tonga tahaka an' i Gomora. Tamin' ireo mpaminanin' i Jerosalema kosa anefa nahita zava-mahatsiravina aho, fa izy ireo maka vadin' olona sy mandeha araka ny lainga, mankahery ny tànan' ny ratsy fanahy, mba tsy hisy miverina avy amin' ny haratsiany izy ireo. Amiko izy rehetra, tonga tahaka an' i Sodoma; ary ny mponina ao Jerosalema tahaka an' i Gomora. Mais chez les prophètes de Jérusalem, j' ai vu l' horreur l' adultère, l' obstination dans le mensonge, le soutien donné aux méchants pour que nul ne revienne de sa méchanceté. Ils sont tous pour moi comme Sodome et ses habitants comme Gomorrhe!