<-
->

Jer / Jr 24:8 And as the evil figs, which cannot be eaten, they are so evil; surely thus saith the Lord, So will I give Zedekiah the king of Judah, and his princes, and the residue of Jerusalem, that remain in this land, and them that dwell in the land of Egypt: Ary ny amin' ny aviavy ratsy izay tsy azo hanina kosa noho ny haratsiny, dia izao no lazain' i Jehovah: Toy izany no hanolorako an' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny mpanapaka ary izay sisa any Jerosalema, dia izay mbola sisa amin' ity tany ity sy izay mitoetra any amin' ny tany Egypta, Ary toy ny ataon' ny olona amin' ireo aviavy ratsy ireo, izay tsy hanina akory, noho ny haratsiany loatra, - izao no tenin' ny Tompo no hataoko amin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ny mpanapaka mbamin' izay sisa any Jerosalema, ireo izay mitoetra amin' ity tany ity, ary ireo monina any amin' ny tany Ejipta. Mais comme on traite les mauvaises figues, si gâtées qu' elles en sont immangeables oui, ainsi parle Yahvé ainsi traiterai-je Sédécias, roi de Juda, ses princes et le reste de Jérusalem : ceux qui sont restés dans ce pays comme ceux qui habitent au pays d' Egypte.