<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 25:1 | The word that came to |
Izao no teny tonga tamin' i Jeremia ny amin' ny Joda rehetra tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda dia ny taona voalohany nanjakan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona | Teny tonga tamin' i Jeremia, momba ny vahoaka rehetra any Jodà, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, taona voalohany nanjakan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona. | Parole concernant tout le peuple de |