<-
->

Jer / Jr 25:17 Then took I the cup at the Lord' s hand, and made all the nations to drink, unto whom the Lord had sent me: Dia noraisiko ny kapoaka teny an-tànan' i Jehovah, ka nampisotroako ny firenena rehetra izay nanirahan' i Jehovah ahy, Noraisiko ny kapoaka teny an-tànan' ny Tompo, nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan' ny Tompo ahy, dia Jerosalema mbamin' ny tanànan' i Jodà, Je pris la coupe de la main de Yahvé et la fis boire à toutes les nations vers lesquelles Yahvé m' avait envoyé