<-
->

Jer / Jr 25:20 And all the mingled people, and all the kings of the land of Uz, and all the kings of the land of the Philistines, and Ashkelon, and Azzah, and Ekron, and the remnant of Ashdod, ary ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Oza sy ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina sy Askelona sy Gaza sy Ekrona ary ny sisa any Asdoda; ny vahoaka mifangaro rehetra; ny mpanjaka rehetra amin' ny tany Otsa, ny mpanjaka rehetra amin' ny tanin' ny Filistina, Askalona, Gazà, Akarona, mbamin' ny sisa any Azota; ainsi que tout le ramassis des étrangers tous les rois du pays de Uç ; tous les rois du pays des Philistins, Ashqelôn, Gaza, Eqrôn et ce qui reste encore d' Ashdod;