<-
->

Jer / Jr 26:18 Micah the Morasthite prophesied in the days of Hezekiah king of Judah, and spake to all the people of Judah, saying, Thus saith the Lord of hosts; Zion shall be plowed like a field, and Jerusalem shall become heaps, and the mountain of the house as the high places of a forest. Mika Morastita dia naminany tamin' ny andron' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, ka nanao tamin' ny Joda rehetra hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: "Ziona dia hasaina toy ny tanimboly, ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala." (Mik. 3. 12). Mikea avy any Moresheta dia naminany, ka nilaza tamin' ny vahoakan' i Joda rehetra hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Hasaina toy ny tanimboly Siona; hanjary antontan-java-drava Jerosalema ary havoana mijoalajoala ny tendrombohitra misy ny tempoly. "Michée de Moréshèt, qui prophétisait aux jours d' Ezéchias, roi de Juda, a bien dit à tout le peuple de Juda : Ainsi parle Yahvé Sabaot Sion sera une terre de labour, Jérusalem un amoncellement de pierres et la montagne du Temple une hauteur boisée!