<-
->

Jer / Jr 27:18 But if they be prophets, and if the word of the Lord be with them, let them now make intercession to the Lord of hosts, that the vessels which are left in the house of the Lord, and in the house of the king of Judah, and at Jerusalem, go not to Babylon. Fa raha mpaminany tokoa ireo, ary raha ao aminy tokoa ny tenin' i Jehovah, dia aoka hifona amin' i Jehovah, Tompon' ny maro, izy, mba tsy ho lasa ho any Babylona koa ny fanaka sisa ao an-tranon' i Jehovah sy ao an-tranon' ny mpanjakan' ny Joda sy ato Jerosalema Raha mpaminany izy ireo ka ao aminy tokoa ny tenin' ny Tompo, aoka izy hifona amin' ny Tompon' ny tafika mba tsy ho lasa any Babilona ny fanaka sisa tavela ao an-tranon' ny Tompo sy ao an-tranon' ny mpanjakan' i Jodà ary ao Jerosalema. S' ils sont prophètes, s' ils ont avec eux la parole de Yahvé, qu' ils intercèdent auprès de Yahvé Sabaot pour que ne s' en aille pas à Babylone ce qui reste d' ustensiles dans le Temple de Yahvé, dans le palais royal de Juda et à Jérusalem!