<-
->

Jer / Jr 27:20 Which Nebuchadnezzar king of Babylon took not, when he carried away captive Jeconiah the son of Jehoiakim king of Judah from Jerusalem to Babylon, and all the nobles of Judah and Jerusalem; dia izay tsy nalain' i Nebokadnezara mpanjakan' i Babylona, fony izy nitondra an' i Jekonia, zanak' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona, mbamin' ny manan-kaja rehetra amin' ny Joda sy Jerosalema, izay tsy nalain' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, fony izy nitondra ho babo, avy any Jersoalema, ho any Babilona, an' i Jekoniasa, zanak' i Joakima, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny lehiben' ny Jodà sy Jerosalema rehetra. ceux que n' a pas enlevés Nabuchodonosor, roi de Babylone, quand il emmena en captivité de Jérusalem à Babylone Jékonias, fils de Joiaqim, roi de Juda avec tous les notables de Juda et de Jérusalem .