<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 29:22 | And of them shall be taken up a curse by all the captivity of |
Ary izy roa lahy dia hataon' ny babo rehetra amin' ny Joda izay any Babylona ho fanozonana hoe: Hataon' i Jehovah tahaka an' i Zedekia sy Ahaba, izay nodoran' ny mpanjakan' i Babylona tamin' ny afo, anie ianao, | Izy ireo dia hangalana fomba fanozonana, eo amin' ny babo, avy any Jodà, izay ao Babilona, toy izao: Aoka hianao hataon' ny Tompo tahaka an' i Sedesiasa sy Akaba, izay nendasin' ny mpanjakan' i Babilona, tamin' ny afo. | Et l' on pourra tirer de leur sort cette malédiction qui aura cours chez tous les déportés judéens présents à |