<-
->

Jer / Jr 29:4 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel, unto all that are carried away captives, whom I have caused to be carried away from Jerusalem unto Babylon; Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin' ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely, amin' ny babo rehetra nasesiko avy any Jerosalema ho any Babilona. "Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël, à tous les exilés, déportés de Jérusalem à Babylone