<-
->

Jer / Jr 3:11 And the Lord said unto me, The backsliding Israel hath justified herself more than treacherous Judah. Ary hoy Jehovah tamiko: Isiraely mpiodina dia hita fa marimarina kokoa noho Joda mpivadika. Ary hoy Iaveh tamiko: Israely ilay mpiodina no niseho ho marina ihany, raha miolotra amin' i Jodà ilay mpivadika. Et Yahvé me dit : Israël la rebelle est juste, comparée à Juda la perfide.