<-
->

Jer / Jr 3:18 In those days the house of Judah shall walk with the house of Israel, and they shall come together out of the land of the north to the land that I have given for an inheritance unto your fathers. Amin' izany andro izany ny taranak' i Joda sy ny taranak' Isiraely dia hiara-mandeha, ka hiara-tonga avy any amin' ny tany avaratra izy ho any amin' ny tany nomeko ny razanareo ho lovany. Amin' izany andro izany, hiara-mandeha ny taranak' i Jodà sy ny taranak' Israely, ka hiara-tonga avy any amin' ny tany avaratra, ho ao amin' ny tany nomeko ho lovan' ny razanareo. En ces jours-là, la maison de Juda ira vers la maison d' Israël; ensemble elles viendront du pays du Nord, vers le pays que j' ai donné en héritage à vos pères.