<-
->

Jer / Jr 3:2 Lift up thine eyes unto the high places, and see where thou hast not been lien with. In the ways hast thou sat for them, as the Arabian in the wilderness; and thou hast polluted the land with thy whoredoms and with thy wickedness. Andrandrao amin' ny tendrombohitra mangadihady ny masonao, ka jereo. Taiza no tsy nandrian' olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-efitra; Ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany, Andrandrao amin' ny havoana ny masonao, ka jereo: Taiza no tsy nandotoana anao?... Nipetraka eny an-dalambe eny hianao mba ho azy ireo, mova tsy ny Arabo any an' efitra! Ary ny fijangajanganao sy ny haratsiam-panahinao, dia efa nandotoanao ny tany; Lève les yeux vers les monts chauves et regarde. Où ne t' es-tu pas livrée? Tu étais là, pour eux, le long des chemins, comme l' Arabe au désert. Tu as profané le pays par tes prostitutions et tes forfaits;