<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 3:6 | The |
Ary hoy Jehovah tamiko tamin' ny andro nanjakan' i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon' Isiraely mpiodina? Niakatra ho eny amin' ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin' ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny. | Izao no lazain' ny Tompo tamiko, tamin' ny andro nanjakan' i Josiasa mpanjaka: Hitanao va ny nataon' Israely mpiodina? Lasa nankany amin' ny tendrombohitra avo rehetra izy, sy teny ambany hazo maitso rehetra teny ka nitolo-tena tamin' ny hafa tany! |