<-
->

Jer / Jr 30:3 For, lo, the days come, saith the Lord, that I will bring again the captivity of my people Israel and Judah, saith the Lord: and I will cause them to return to the land that I gave to their fathers, and they shall possess it. Fa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay hampodiako ny oloko, dia ny Isiraely sy ny Joda, avy amin' ny fahababoany, hoy Jehovah; eny, hampody azy ho amin' ny tany izay efa nomeko ny razany Aho, dia ho azy izany. Fa indro avy ny andro, - teny marin' ny Tompo, - hamerenako ny lasan-ko babo tamin' Israely sy Jodà vahoakako, ka hampodiako azy indray eo amin' ny tany efa nomeko ny razany, ka hanana azy izy. Car voici venir des jours oracle de Yahvé où je ramènerai les captifs de mon peuple Israël et Juda , dit Yahvé, je les ferai revenir au pays que j' ai donné à leurs pères et ils en prendront possession.