<-
->

Jer / Jr 31:15 Thus saith the Lord; A voice was heard in Ramah, lamentation, and bitter weeping; Rahel weeping for her children refused to be comforted for her children, because they were not. Izao no lazain' i Jehovah: Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, ary tsy azo nampiononina izy noho ny amin' ny zanany, satria lany ritra ireny. Izao no lazain' ny Tompo: Nisy feo re tany Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana mangidy; fa nitomany ny zanany Rasely ka mandà tsy hampiononina izy, ny amin' ny zanany, satria tsy velona intsony ireo. Ainsi parle Yahvé A Rama, une voix se fait entendre, une plainte amère; c' est Rachel qui pleure ses fils. Elle ne veut pas être consolée pour ses fils, car ils ne sont plus.