<-
->

Jer / Jr 31:18 I have surely heard Ephraim bemoaning himself thus; Thou hast chastised me, and I was chastised, as a bullock unaccustomed to the yoke: turn thou me, and I shall be turned; for thou art the Lord my God. Efa reko tokoa Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizanao aho, eny, nofaizana toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; Avereno aho, dia ho tafaverina, fa Hianao no Jehovah Andriamanitro. Reko ny fitarainan' i Efraima hoe: Nofaizinao aho, ka voafay, toy ny vantotr' ombalahy tsy voafolaka; avereno aho, dia hiverina, satria hianao no Iaveh Andriamanitro; J' ai bien entendu le gémissement d' Ephraïm "Tu m' as corrigé, j' ai subi la correction, comme un jeune taureau non dressé. Fais-moi revenir, que je revienne, car tu es Yahvé, mon Dieu!