<-
->

Jer / Jr 31:27 Behold, the days come, saith the Lord, that I will sow the house of Israel and the house of Judah with the seed of man, and with the seed of beast. Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, ka hafafiko eo amin' ny taranak' Isiraely sy ny taranak' i Joda Ny taranak' olombelona sy ny taranaky ny biby fiompy. Indro, avy ny andro, - teny marin' ny Tompo, hamafazako eo amin' ny taranak' Israely aman-taranak' i Jodà, masombolin' olombelona sy masombolim-biby. Ka izao no hitranga: toy ny niambenako azy ireo: hongotana, hazera, harodana, horavana ary hampahoriana, Voici venir des jours oracle de Yahvé où j' ensemencerai la maison d' Israël et la maison de Juda d' une semence d' hommes et d' une semence de bétail.