<-
->

Jer / Jr 31:7 For thus saith the Lord; Sing with gladness for Jacob, and shout among the chief of the nations: publish ye, praise ye, and say, O Lord, save thy people, the remnant of Israel. Fa izao no lazain' i Jehovah: Mihobia amin' ny fifaliana noho ny amin' i Jakoba, ary mifalia noho ny amin' ny lohan' ny firenena, torionareo, deraonareo, ka ataovy hoe: Jehovah ô, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin' ny Isiraely. Fa izao no lazain' ny Tompo: Mihobia an-kafaliana, ny amin' i Jakoba, manaova firavoravoana, noho ny amin' ilay lohan' ny firenena; ataovy re ny feonareo, mihirà hira fiderana, ka lazao hoe: Ry Iaveh, vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin' Israely! Car ainsi parle Yahvé Criez de joie pour Jacob, acclamez la première des nations! Faites-vous entendre! louez! Proclamez "Yahvé a sauvé son peuple, le reste d' Israël!"