<-
->

Jer / Jr 31:9 They shall come with weeping, and with supplications will I lead them: I will cause them to walk by the rivers of waters in a straight way, wherein they shall not stumble: for I am a father to Israel, and Ephraim is my firstborn. Amin' ny fitomaniana no hihaviany, ary amin' ny fifonany no hitondrako azy; Ary ho entiko ho eny amoron' ny renirano izy, amin' ny lalana mahitsy izay tsy hahatafintohina azy; Fa Rain' Isiraely Aho, ary Efraima no lahimatoako. Hiverina amin-dranomaso izy; ary eo amin' ny fifonany no hitondrako azy miverina; eny amin' ny rano velona, no hitarihako azy, amin' ny làlana marin-tampona tsy hahatafintohina azy; satria efa ray ho an' Israely aho, ary lahimatoako Efraima. En larmes ils reviennent, dans les supplications je les ramène. Je vais les conduire aux cours d' eau, par un chemin tout droit où ils ne trébucheront pas. Car je suis un père pour Israël et Ephraïm est mon premier-né.