<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 32:3 | For |
Fa Zedekia, mpanjakan' ny Joda, nampiambina azy ka nanao hoe: Nahoana ianao no maminany hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ity tanàna ity, ka ho afany; | Fa nasain' i Sedesiasa mpanjakan' i Jodà notànana izy, nataony hoe; Nahoana hianao no maminany manao hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro hatolotro ny mpanjakan' i Babilona ity tanàna ity, ka ho azony; | où |