<-
->

Jer / Jr 34:1 The word which came unto Jeremiah from the Lord, when Nebuchadnezzar king of Babylon, and all his army, and all the kingdoms of the earth of his dominion, and all the people, fought against Jerusalem, and against all the cities thereof, saying, Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin' ny tany izay nanjakany mbamin' ny firenena rehetra izay namely an' i Jerosalema sy ny tanànany rehetra, nanao hoe: Teny avy amin' ny Tompo, tonga tamin' i Jeremia, fony Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona mbamin' ny tafiny rehetra, ny fanjakana rehetra amin' ny tany nanoa azy ho mpanapaka, ary ny firenena rehetra, niady tamin' i Jerosalema mbamin' ny tanàna rehetra momba azy, teny nanao hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, à l'époque où Nabuchodonosor, roi de Babylone, et toute son armée, tous les royaumes de la terre soumis à sa domination et tous les peuples étaient en lutte contre Jérusalem et contre toutes ses villes.