<-
->

Jer / Jr 34:8 This is the word that came unto Jeremiah from the Lord, after that the king Zedekiah had made a covenant with all the people which were at Jerusalem, to proclaim liberty unto them; Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, rehefa nanao fanekena tamin' ny vahoaka rehetra izay tany Jerosalema Zedekia mpanjaka hitory fanafahana aminy, Teny avy amin' ny Tompo natao tamin' i Jeremia taorian' ny nanaovan' i Sedesiasa mpanjaka fanekena tamin' ny vahoaka rehetra tao Jerosalema, Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, après que le roi Sédécias eut conclu avec tout le peuple de Jérusalem une alliance pour proclamer un affranchissement