<-
->

Jer / Jr 35:11 But it came to pass, when Nebuchadrezzar king of Babylon came up into the land, that we said, Come, and let us go to Jerusalem for fear of the army of the Chaldeans, and for fear of the army of the Syrians: so we dwell at Jerusalem. Fa raha nananika ny tany Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona. Dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema handositra ny miaramilan' ny Kaldeana sy ny miaramilan' ny Syriana, ka dia izany no itoerany eto Jerosalema. Nony avy izay nanafihan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona an' izao tany izao, dia hoy izahay: Andeha isika hialoka any Jerosalema, eo anatrehan' ny tafiky ny Kaldeana sy ny tafik' i Siria, ka dia nitoetra teto Jerosalema izahay. Mais quand Nabuchodonosor, roi de Babylone, est monté contre ce pays, nous nous sommes dit : Venez! Entrons à Jérusalem pour échapper à l' armée des Chaldéens et à celle d' Aram! Et nous avons demeuré dans Jérusalem."