<-
->

Jer / Jr 35:13 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Go and tell the men of Judah and the inhabitants of Jerusalem, Will ye not receive instruction to hearken to my words? saith the Lord. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Andeha, lazao amin' ny Joda sy amin' ny mponina any Jerosalema hoe: Tsy hino anatra hitandrina ny teniko va ianareo? hoy Jehovah. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Mandehana hianao milaza amin' ny olona any Jodà, sy amin' ny mponina ao Jerosalema hoe: Tsy mba hety handray fampianarana amin' ny fihainoana ny teniko va hianareo? - teny marin' ny Tompo. Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Va dire aux hommes de Juda et aux habitants de Jérusalem : Ne saisirez-vous pas la leçon, qui est d' obéir à mes paroles? oracle de Yahvé.