<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:29 | And thou shalt say to |
Ary ny amin' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, dia holazainao hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hianao efa nandoro iny horonan-taratasy iny ka nanao hoe: Ahoana no nanoratanao tamin' iny hoe: Ho avy tokoa ny mpanjakan' i Babylona ka handrava ity tany ity sy hahalany ritra ny olona mbamin' ny biby eto? | Ary lazao amin' i Joakima mpanjakan' i Jodà, hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Hianao nandoro iny horonan-taratasy iny, sady nanao hoe: Ahoana no nanoratanao tamin' iny fa hoe ho avy tokoa ny mpanjakan' i Babilona, ka handrava ity tany ity, ary ataony tsy hisy olona na biby intsony eto. | Et contre |