<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 37:13 | And when he was in the gate of |
Ary raha tonga teo am-bavahadin' i Benjamina izy, dia, indro, ny kapitenin' ny mpiambina, atao hoe Jiria, zanak' i Selemia, zanak' i Hanania, no teo; dia nisambotra an' i Jeremia mpaminany izy ka nanao hoe: Miray tetika amin' ny Kaldeana ianao. | Kanjo nony mby teo am-bavahadin' i Benjamina izy, indro ny kapitenin' ny mpiambina, atao hoe Jeriasa, zanak' i Selemiasa, zanak' i Hananiasa, nisambotra an' i Jeremia mpaminany, nanao hoe: Miandany amin' ny Kaldeana hianao. | Comme il était à la porte de |