<-
->

Jer / Jr 37:5 Then Pharaoh' s army was come forth out of Egypt: and when the Chaldeans that besieged Jerusalem heard tidings of them, they departed from Jerusalem. Ary efa niainga avy tany Egypta ny miaramilan' i Farao, ka raha nahare izany ny Kaldeana izay nanao fahirano an' i Jerosalema, dia niala tany Jerosalema izy. Ny tafik' i Faraona kosa efa nivoaka niala teny Ejipta; ary ny Kaldeana nanao fahirano an' i Jerosalema. Cependant l' armée de Pharaon était sortie d' Egypte; à cette nouvelle, les Chaldéens qui assiégeaient Jérusalem avaient dû lever le siège.