<-
->

Jer / Jr 38:1 Then Shephatiah the son of Mattan, and Gedaliah the son of Pashur, and Jucal the son of Shelemiah, and Pashur the son of Malchiah, heard the words that Jeremiah had spoken unto all the people, saying, Ary Safatia, zanak' i Matana, sy Gedalia, zanak' i Pasora, sy Jokala, zanak' i Semelia, ary Pasora, zanak' i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra nanao hoe: Tamin' izay Safatiasa zanak' i Matana, Gedeliasa zanak' i Fasora, ary Jokaly zanak' i Selemiasa, ary Fasora zanak' i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra hoe: Mais Shephatya, fils de Mattân, Gedalyahu, fils de Pashehur, Yukal, fils de Shélémyahu, et Pashehur, fils de Malkiyya, entendirent les paroles que Jérémie adressait à tout le peuple