<-
->

Jer / Jr 38:22 And, behold, all the women that are left in the king of Judah' s house shall be brought forth to the king of Babylon' s princes, and those women shall say, Thy friends have set thee on, and have prevailed against thee: thy feet are sunk in the mire, and they are turned away back. Indreo, ny vehivavy rehetra izay sisa ao an-tranon' ny mpanjakan' ny Joda dia ho entina mivoaka ho any amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona, ary ireo vehivavy ireo dia hanao hoe: Ireo sakaizanao no nitaona anao sady naharesy anao; Ary latsaka tao amin' ny honahona ny tongotrao, dia nilaozany nihemotra ianao. Indro fa ny vehivavy sisa rehetra amin' ny akohonan' ny mpanjakan' i Jodà, hoentina ao amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babilona, ka hanao aminao hoe: Sodokan' ny sakaizanao hianao, ka resiny; nihitsoka anaty fotaka ny tongotrao dia nidify kosa izy ireo. Voici : toutes les femmes qui demeurent encore au palais du roi de Juda seront menées aux officiers du roi de Babylone; et elles diront Ils t' ont séduit, ils t' ont dupé, tes bons amis! Tes pieds pataugent dans le bourbier, eux sont partis!