<-
->

Jer / Jr 39:10 But Nebuzaradan the captain of the guard left of the poor of the people, which had nothing, in the land of Judah, and gave them vineyards and fields at the same time. Nefa ny olona malahelo izay tsy nanana na inona na inona kosa dia nisy ihany navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' ny tanin' ny Joda sady nomeny tanim-boaloboka sy tanimboly tamin' izany andro izany. Fa ny olona mahantra sasantsasany, tsy manana na inona na inona, dia navelan' i Nabokodonozora, lehiben' ny mpiambina, teo amin' ny tanin' i Jodà, sady nomeny tanim-boaloboka aman-tanimboly tamin' izay andro izay izy ireo. Au contraire, Nebuzaradân, commandant de la garde, laissa au pays de Juda ceux du peuple qui étaient pauvres et ne possédaient rien; en même temps, il leur distribua des vignes et des champs.