<-
->

Jer / Jr 39:4 And it came to pass, that when Zedekiah the king of Judah saw them, and all the men of war, then they fled, and went forth out of the city by night, by the way of the king' s garden, by the gate betwixt the two walls: and he went out the way of the plain. Ary rehefa nahita ireo Zedekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny miaramila rehetra, dia nandositra izy ka lasa nandeha alina niala tao an-tanàna, nahazo ny lalana mankamin' ny sahan' ny mpanjaka, tamin' ny vavahady eo anelanelan' ny manda roa; ary lasa nivoaka nankany amin' ny lalana mankeny amin' ny tani-hay izy. Nony nahita azy ireo Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny lehilahy mpiady Dès qu' ils les virent, Sédécias, roi de Juda, et tous ses guerriers s' enfuirent et sortirent de la ville, de nuit, vers le jardin du roi, par la porte entre les deux murs; ils prirent le chemin de la Araba.