<-
->

Jer / Jr 4:10 Then said I, Ah, Lord GOD! surely thou hast greatly deceived this people and Jerusalem, saying, Ye shall have peace; whereas the sword reacheth unto the soul. Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Efa nofitahinao tokoa ity firenena ity sy Jerosalema tamin' ny nanaovanao hoe: Hisy fiadanana ho anareo; Kanjo mihatra amin' ny aina ny sabatra. Ary hoy aho: Indrisy, Iaveh Tompo &0circ;, nofitahinao izany ity firenena ity, sy Jerosalema, fony hianao nanao hoe: Hahazo fiadanana hianareo; kanjo sabatra ity, no hamono mahafaty! Et je dis : "Ah! Seigneur Yahvé, tu as vraiment trompé ce peuple et Jérusalem quand tu disais : Vous aurez la paix alors que l'épée nous a frappés à mort!"