<-
->

Jer / Jr 40:1 The word that came to Jeremiah from the Lord, after that Nebuzaradan the captain of the guard had let him go from Ramah, when he had taken him being bound in chains among all that were carried away captive of Jerusalem and Judah, which were carried away captive unto Babylon. Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, taorian' ny nandefasan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, azy niala tany Rama, tamin' ilay nampanalany azy fony izy mbola nigadra tao amin' ny babo rehetra avy tany Jerosalema sy Joda, izay nentina ho babo tany Babylona. Ny teny natao tamin' i Jeremia avy amin' ny Tompo taorian' ny nandefasan' i Nabozardana, lehiben' ny mpiambina azy hiala tany Ramà, nony nampanalainy izy, ilay mbola nifatotra iny, teo amin' ireo babo rehetra avy any Jerosalema sy Jodà izay nentina ho any Babilona. Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, après que Nebuzaradân, commandant de la garde, l' eut renvoyé de Rama, l' ayant pris alors qu' il se trouvait enchaîné au milieu de tous les captifs de Jérusalem et de Juda qu' on déportait à Babylone.