<-
->

Jer / Jr 40:14 And said unto him, Dost thou certainly know that Baalis the king of the Ammonites hath sent Ishmael the son of Nethaniah to slay thee? But Gedaliah the son of Ahikam believed them not. ka nanao taminy hoe: Moa fantatrao tokoa va fa Balisa, mpanjakan' ny taranak' i Amona, dia naniraka an' Isimaela, zanak' i Netania, hamono anao? Nefa tsy nino azy Gedalia, zanak i Ahikama. ka nanao taminy hoe: Fantatrao va, fa Baalisa mpanjakan' ny taranak' i Ammona, efa naniraka an' Ismaely, zanak' i Nataniasa, hamono anao? et lui dirent : "Sais-tu que Baalis, roi des Ammonites, a donné mission à Yishmaèl, fils de Netanya, d' attenter à ta vie?" Mais Godolias, fils d' Ahiqam, ne les crut pas.