<-
->

Jer / Jr 40:5 Now while he was not yet gone back, he said, Go back also to Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, whom the king of Babylon hath made governor over the cities of Judah, and dwell with him among the people: or go wheresoever it seemeth convenient unto thee to go. So the captain of the guard gave him victuals and a reward, and let him go. Ary raha tsy mbola nety nandeha izy, dia hoy Nebozaradana: Miverena indray any amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, izay voatendrin' ny mpanjakan' i Babylona ho mpanapaka ny tanànan' ny Joda ka tomoera aminy ao amin' ny olona, na mandehana any amin' izay tianao haleha na aiza na aiza. Dia nomen' ny lehiben' ny mpiambina vatsy sy fanomezana izy ka nalefany handeha. Raha mbola nijanonjanona teo, tsy nandeha Jeremia: Miverena ary, hoy izy, any amin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, izay natangan' ny mpanjakan' i Babilona hanapaka ny tanànan' i Jodà, ka miaraha mitoetra aminy, eo amin' ny vahoaka; na mandehana any amin' izay tianao haleha, na aiza na aiza. Dia nomen' ity lehiben' ny mpiambina vatsy amam-panomezana izy, vao nalefany handeha. Et comme Jérémie ne s' en retournait pas encore, il ajouta : "Tu peux te tourner vers Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, que le roi de Babylone a nommé gouverneur des villes de Juda, et rester avec lui au milieu du peuple, ou bien aller partout où cela te semble bon." Puis le commandant de la garde, lui ayant remis des vivres et un présent, le congédia.