<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 40:8 | Then they came to |
dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. | dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. | Ils vinrent auprès de |