<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 41:10 | Then |
Ary nentin' Isimaela ho babo ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, na ny vehivavy zanak' andriana, na ny olona rehetra izay sisa tao Mizpa, izay napetrak' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama; eny, Isimaela, zanak' i Netania, nitondra azy ireny ho babo, ka dia lasa niala nankany amin' ny taranak' i Amona izy. | Dia nentin' Ismaely ho babo ny olona sisa tao Masfà, ireo zanakavanin' ny mpanjaka mbamin' ny vahoaka rehetra tafajanona tao Masfà, izay nomen' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, ho filohany; nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa ho babo ireo, dia lasa nankany amin' ny taranak' i Ammona izy. | Puis |