<-
->

Jer / Jr 41:12 Then they took all the men, and went to fight with Ishmael the son of Nethaniah, and found him by the great waters that are in Gibeon. dia novoriny ny olona rehetra ka nentiny niady tamin' Isimaela, zanak' i Netania ary hitany teo amoron' ny kamory ao Gibeona izy. dia nitondra ny miaramilany rehetra izy ka niainga hiady amin' Ismaely zanak' i Nataniasa; tratrany tao akaikin' ny kamory lehibe ao Gabaona io. ils rassemblèrent tous leurs hommes et partirent attaquer Yishmaèl, fils de Netanya. Ils l' atteignirent au grand étang de Gabaôn.