<-
->

Jer / Jr 41:16 Then took Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, all the remnant of the people whom he had recovered from Ishmael the son of Nethaniah, from Mizpah, after that he had slain Gedaliah the son of Ahikam, even mighty men of war, and the women, and the children, and the eunuchs, whom he had brought again from Gibeon: Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia nitondra ny olona rehetra izay voavonjiny ho afaka tamin' Isimaela, zanak' i Netania, avy tany Mizpa, taorian' ny namonoany an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, dia ny lehilahy mpiady sy ny zaza amim-behivavy ary ny tandapa, izay nentiny niverina avy tany Gibeona; Noraisin' i Johanana, zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra nomba azy, ny vahoaka sisa rehetra izay efa nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa, avy any Masfà, nony avy namono an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama izy, dia ny olona mpiady, ny zaza amam-behivavy, ary ny eonoka, ka nentiny niverina avy any Gabaona izy ireo. Alors Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui l' accompagnaient rassemblèrent tout le reste du peuple que Yishmaèl, fils de Netanya, avait emmené de Miçpa comme prisonniers, après qu' il eut tué Godolias, fils d' Ahiqam hommes gens de guerre , femmes et enfants, ainsi que les eunuques, ramenés par eux de Gabaôn.