<-
->

Jer / Jr 41:6 And Ishmael the son of Nethaniah went forth from Mizpah to meet them, weeping all along as he went: and it came to pass, as he met them, he said unto them, Come to Gedaliah the son of Ahikam. Ary Isimaela, zanak' i Netania, dia nivoaka avy tao Mizpa hitsena azy sady nitomany teny ampandehanana, ary nony efa nihaona taminy izy, dia niteny taminy hoe: Mankanesa any amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama. Nivoaka avy ao Masfà Ismaely, zanak' i Nataniasa, hitsena azy ireo, sady nitomany ka nony tafahaona taminy, dia nanao tamin' izy ireo hoe: Andeha hianareo ho any amin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama. Yishmaèl, fils de Netanya, sortit de Miçpa à leur rencontre, et il avançait en pleurant. Les ayant rejoints, il leur dit "Venez chez Godolias, fils d' Ahiqam."