<-
->

Jer / Jr 41:8 But ten men were found among them that said unto Ishmael, Slay us not: for we have treasures in the field, of wheat, and of barley, and of oil, and of honey. So he forbare, and slew them not among their brethren. Fa nisy folo lahy tamin' ireo nanao tamin' Isimaela hoe: Aza vonoina izahay; fa manan-tahiry any an-tsaha izahay, dia vary tritika sy vary hordea sy diloilo ary tantely. Ka dia nijanona izy, fa tsy namono ireo tahaka ny efa nataony tamin' ny namany. Nisy folo lahy tamin' izy ireo anefa, nilaza tamin' Ismaely hoe: Aza mba vonoina izahay, fa manam-pitaovana miafina any an-tsaha, dia varim-bazaha, orja, diloilo, sy tantely. Ka dia nijanona izy, fa tsy namono an' ireo teo afovoan' iretsy rahalahiny. Toutefois, parmi ces gens, il s' en trouva dix qui dirent à Yishmaèl : "Laisse-nous en vie, car nous avons dans les champs des provisions cachées, froment, orge, huile et miel." Alors, les épargnant, il ne les fit pas mourir avec leurs frères.