<-
->

Jer / Jr 41:9 Now the pit wherein Ishmael had cast all the dead bodies of the men, whom he had slain because of Gedaliah, was it which Asa the king had made for fear of Baasha king of Israel: and Ishmael the son of Nethaniah filled it with them that were slain. Ary ilay lavaka nanarian' Isimaela ny fatin' ny olona rehetra, izay novonoiny ho eo anilan' i Gedalia, dia ilay efa nataon' i Asa mpanjaka mba hiereny an' i Basa, mpanjakan' ny Isiraely, dia nofenoin' Isimaela, zanak' i Netania, faty. Ny lava-drano nanarian' Ismaely ny fatin' ireo olona novonoiny noho ny amin' i Godoliasa, dia ilay nataon' i Asa, mpanjaka, noho ny amin' i Baasa, mpanjakan' Israely, io no nofenoin' Ismaely, zanak' i Nataniasa, faty. La citerne où Yishmaèl avait jeté tous les cadavres des gens qu' il avait tués était une grande citerne, celle que le roi Asa avait aménagée contre Basha, roi d' Israël. C' est elle qu' Yishmaèl, fils de Netanya, emplit d' hommes assassinés.